Bhagavad-Gita

Ny Bhagavad-Gita na Bhagavadgita izay afohezina amin’ny teny hoe GITA, dia boky masina tranainy, ary izy dia avy amin’ny teny sanskrit izay azo adika amin’ny teny gasy hoe : « ny hiran’ny olon-tsambatra ». Ny Bhagavad-Gita dia nalaina tao amin’ny boky antsoina hoe : Mahabharata (Aranyaka-parva, 25 – 42). Ny Bhagavad-Gita no boky fototra hiaingan’ny ny fampianaran’ny hindou, ary izy dia voalaza fa mamintina ny fampianaran’ny vedanta. Ny Bhagavad-Gita dia mizara ho toko 18.
Ny malagady aho dia manolotra anao boky telo mifandraika amin’ny Bhagavad-Gita dia ireto avy izany :

  • Ny Fisainana Malagasy ao anaty ny Bhagavad Gita sy ny firenena Malagasy;
  • Ny Famoaboasana momba ny Bhagavad-Gita;
  • Ny Bhagavad-Gita.